|
|
|
|

Entrée1  iray petsapetsa
Mots élémentaires  2  iray, petsapetsa
Partie du discours  3  locution
Explications en malgache  4  [1.1] enti-milaza olona vitsivitsy na maro manana tanimbary iraisana
olona iray foko
olona miray tetika
Explications en anglais  5  [1.7] of the same social level; united
Explications en français  6  [1.8] au même niveau de la société
Exemples  7  Satria ny mpanjakany, na izay mpitarika azy, tsy mba nijery loatra izay ho soa ho an' ny vahoakany, fa niray petsapetsa tamin' ny mpamarina olona hamitaka ny valalatsimandadiharona: [2.471]

Mis à jour le 2024/12/07